
Association catholique caritative œuvrant dans les domaines de l'éducation, la santé et la foi
Restauration de l'école publique de TAVENINA
En 2023, bien avant l'AOCFM, le Père Marc Tongalahy a entrepris, grâce à la vente de vanille et l'aide des paroissiens de la paroisse Saint-Pons (Diocèse de Nice), de restaurer l'école publique de Tavenina qui en avait bien besoin.
Lors de notre visite, nous avons constaté l'ampleur des travaux qu'ils restent à accomplir. L'AOCFM a donc décidé de prendre le relais afin de continuer la restauration, notamment en reconstruisant la salle de classe qui est entièrement détruite et en restaurant les toits qui sont percés de toutes parts
Tamin’ny taona 2023, talohan’ny nanatontosan’ny AOCFM (Fikambanan’ny Fiangonana Katolika Pays de Montbéliard) ny fanarenana ny sekolim-panjakana tena ilaina ao Tavenina, i Mompera Marc Tongalahy noho ny fivarotana lavanila sy ny fanohanan’ny mpiangona avy ao amin’ny paroasy Saint-Pons (Diosezin’i Nice). Nandritra ny fitsidihanay, dia nandinika ny halehiben’ny asa mbola tokony hatao izahay. Nanapa-kevitra àry ny AOCFM fa handray an-tanana ny tetikasa hanohizana ny fanarenana, indrindra amin’ny fanamboarana ny efitrano fianarana efa rava tanteraka, ary ny fanamboarana ny tafo efa feno lavaka.






