top of page

Présentation de l'association au Maire de Levens

Aujourd'hui, une étape importante pour notre association !

Nous avons eu l'honneur de rencontrer Monsieur le Maire de Levens, Mr Antoine Veran, et son équipe notamment l'adjointe déléguée à l'éducation, Mme Ghislaine Bicini, et la conseillère déléguée au culte, Mme Jeannine Planel.

L'objectif de cette rencontre était de leur présenter en détail notre association, nos missions et nos projets futurs d'entraide et de collaboration.

Nous sommes très reconnaissants pour leur écoute attentive et leur intérêt pour notre démarche !

Androany, dingana lehibe ho an'ny fikambananay izao!

Nahazo voninahitra izahay nihaona tamin'Andriamatoa Antoine Veran, Ben'ny Tanànan'i Levens, sy ireo ekipany, indrindra Rtoa Ghislaine Bicini, mpanolotsaina lefitra miandraikitra ny fanabeazana, ary Rtoa Jeannine Planel, mpanolotsaina miandraikitra ny fivavahana.

Ny tanjon'ity fihaonana ity dia ny fampahafantarana azy ireo amin'ny antsipiriany ny fikambananay, ny iraka sy ny tetikasa hataonay amin'ny ho avy amin'ny resaka fifanampiana sy fiaraha-miasa.

Tena feno fankasitrahana izahay

bottom of page